Currently No Video Available
Clean Lyric
Paragraph Lyric
IRy Tanindrazanay malala !Ry Madagasikara soaNy fitiavanay anao tsy miala,Fa ho anao doria tokoaFiverenanaTahionao, ry ZanaharyIty Nosin-dRazanay ityHiadana sy ho finaritraHe! Sambatra tokoa izahay.IIRy Tanindrazanay malala !Irinay mba hanompoana anaoNy tena sy fo fanahy anananay,'Zay sarobidy sy mendrika tokoa.IIIRy Tanindrazanay malala!Irinay mba hitahiana anao,Ka ilay Nahary izao tontolo izaoNo fototra ijoroan'ny satanao.Sent by Carlos André Pereira da Silva Branco